# Baiboly Fihirana — Baiboly Fihirana FJKM

> Malagasy Bible, hymns, and FJKM liturgy app. (iPhone/iPad app by Ramahefanimanana Manda.)

- Source: https://appshunter.io/ios/app/baiboly-fihirana/id6772018591 (this page in markdown: same URL + `.md`)
- Developer: [Ramahefanimanana Manda](https://appshunter.io/developer/6772018593)
- Category: Books
- Price: Free
- Rating: 5.00/5 from 3 App Store ratings · 1 written reviews indexed
- Age rating: 4+
- Requires: iOS 17.0 · 65 MB
- Languages: Malagasy
- Released: 2026-05-26
- Data updated: 2026-08-21
- Monetization: free
- User reviews in markdown: https://appshunter.io/ios/app/baiboly-fihirana/id6772018591/reviews.md

## What is Baiboly Fihirana?

Baiboly  sy Fihirana - amin'ny endriny hafa kely

Mampiray ny Soratra Masina, ny Fihirana ary ny Litorjia FJKM ato anatin'ny application sady tsotra hampiasaina ny Baiboly Fihirana. Natao manokana ho an'ny fiangonana FJKM sy izay rehetra te-handalina ny finoana amin'ny teny Malagasy.

BAIBOLY FENO
- Dikan-teny roa: Baiboly Malagasy 1865 (Tsotra) sy DIEM
- Mora vakina, azo ovaina ny haben'ny soratra
- Tsotra ny fitadiavana toko sy andininy
- Hitady andininy haingana (ohatra: "Jao 3:16")
- Adikao, mariho, asio naoty ary zarao ny andininy tianao

 FIHIRANA ISAN-KARAZANY
- Fihirana FFPM (1 ka hatramin'ny 827)
- Fihirana Fanampiny sy Salamo
- Antema, Fihirana Fifohazana, Vokovokomanga
- Mitady hira amin'ny alalan'ny feo, lazao fotsiny ny laharana (reconnaissance vocale en français)

 LITORJIA & FANEKEM-PINOANA
- Litorjia FJKM 1, 2, 3 ary 4 (Fiderana)
- Litorjia Sakramenta: Batisa, Fanasan'ny Tompo, Mariazy, sns.
- Fanekem-pinoana (Apostolika, Nikeana, sns.)

 FITAOVANA HAFA
- Diksionera Baiboly Malagasy
- Vavaka samihafa

Mety ho azo ampiasaina na dia tsy misy internet aza ny ankamaroan'ny endri-javatra. Ampitoero ao am-ponao hatrany ny tenin'Andriamanitra

## Key features

- Multiple Bible translations
- Extensive hymn collection
- FJKM liturgy and creeds
- Searchable Bible verses
- Offline functionality
- Bible dictionary

## Recent user reviews (1 of 1)

All indexed reviews: https://appshunter.io/ios/app/baiboly-fihirana/id6772018591/reviews.md

### 5/5 — Hafatra

*2026-07-06*

Tena hafaliana isan’andro no nameno ny fo sy fanahy ny andro voalohany nahitako sy nazahoako ny « Baiboly Fihirana FJKM » . Ef ela no mba naniriako mba ahita azy ity anaty finday ko 🙏🏽🙏🏽🙏🏽 . Ka ankehitriny dia maneho fisaorana mitafotafo erampo erantsaina ho an’izay namorona azy Tompoko. ( mba Liana te hahalala ny mpamorona azy ) Lehibe tokoa ny Asan’Àdriamanitra 🙏🏽🙏🏽. Misaotra indrindra tompoko . Beda Lalaina

## Frequently asked questions about Baiboly Fihirana

### What Bible translations are available in Baiboly Fihirana?

Baiboly Fihirana includes two Malagasy Bible translations: the 1865 Malagasy Bible (Tsotra) and DIEM. Users can also adjust the text size for easier reading.

### Does Baiboly Fihirana have ads?

No, Baiboly Fihirana does not contain advertisements, offering an uninterrupted user experience.

### Can I use Baiboly Fihirana offline?

Yes, most of the features in Baiboly Fihirana, including the Bible and hymns, can be used even without an internet connection.

### What kind of hymns are included in Baiboly Fihirana?

Baiboly Fihirana features a wide range of hymns, including FFPM hymns (1-827), supplementary hymns, Psalms, Antema, Fihirana Fifohazana, and Vokovokomanga.

### What liturgical content does Baiboly Fihirana offer?

The app provides FJKM liturgies (1, 2, 3, and 4 for praise) and sacrament liturgies such as Baptism, the Lord's Supper, and Marriage. It also includes creeds like the Apostolic and Nicene.

### Is Baiboly Fihirana suitable for children?

Baiboly Fihirana has an age rating of 4+, making it appropriate for younger users to explore religious texts and hymns.

### How often is Baiboly Fihirana updated?

The latest version of Baiboly Fihirana is 1.0.18, and it was last updated on July 17, 2026. This indicates regular maintenance and potential feature additions.

### What additional resources are available in Baiboly Fihirana?

Beyond the Bible and hymns, Baiboly Fihirana includes a Malagasy Bible dictionary and various prayers to enrich the user's spiritual study.

## Version history (last 5 releases)

### 1.0.18 — 2026-07-17

- Fanesorana ny hira vokovoko manga, miandry ny fankatoavana avy any amin'ny foibe SVM

### 1.0.17 — 2026-07-11

- Fianarana baiboly amin'ny endriny hafa kely
- Sauvegarde ny fanontaniana izay voavadika ho lasa fichier json dia afaka importer-na vaovao
- Sauvegarde ny tahiry, naoty, vakiana farany izay voavadika ho lasa fichier json dia afaka importer-na vaovao

### 1.0.16 — 2026-07-05

- Fanampiana ny audio ao anaty mofonaina sy perikopa
- Kalandrie famakiana baiboly
- Fitadidiana sy fanazarana soratra masina
- Export Mariho/Naoty/Tehirizo ho lasa fichier JSON azo zaraina ary afaka averina atsofoko rehefa naverina ny installer-na ilay application

### 1.0.15 — 2026-06-28

- Fanatsarana ny pejy baiboly, nosarahina ny boky testamenta taloha sy vaovao
- Azo atao favori ny hira izay nosafidiana dia hita any amin'ny lisitry ny tehirizo
- Afaka ovaina ny toeran'ny dingana (drag and drop) ao anaty famoronana na fanovana programa

### 1.0.14 — 2026-06-28

- Fanitsiana ny boky DIEM rehefa eo amin'ny pejy baiboly
- Fahafahana misafidy andinina hira rehefa mamorona programa
- Afaka mijery ny hira ao aloha sy ao aoriana ihany koa rehefa tonga eo amin'ny pejy solfa (ao anaty fihirana)

## Related topics

[baiboly sy fihirana](https://appshunter.io/ios/topics/baiboly-sy-fihirana) · [baiboly fihirana](https://appshunter.io/ios/topics/baiboly-fihirana) · [baiboly](https://appshunter.io/ios/topics/baiboly) · [fihirana](https://appshunter.io/ios/topics/fihirana) · [baiboly malagasy](https://appshunter.io/ios/topics/baiboly-malagasy)

---

*Data collected daily from the US App Store and indexed by [AppsHunter](https://appshunter.io/). User reviews are verbatim App Store reviews. Ratings, prices and chart positions refresh continuously; this snapshot is from 2026-08-21.*
