# Baiboly Zafisoro

> Baiboly Zafisoro (iPhone/iPad app by Wycliff e.V..)

- Source: https://appshunter.io/ios/app/baiboly-zafisoro/id6756127319 (this page in markdown: same URL + `.md`)
- Developer: [Wycliff e.V.](https://appshunter.io/developer/1755349552)
- Category: Education
- Price: Free
- Age rating: 4+
- Requires: iOS 15.6 · 103 MB
- Languages: American English, Malagasy
- Released: 2025-12-18
- Data updated: 2026-05-19
- User reviews in markdown: https://appshunter.io/ios/app/baiboly-zafisoro/id6756127319/reviews.md

## What is Baiboly Zafisoro?

Filazantsaran'i Lioka ihany ity mivoaka voalohany ity, fa mbola ho avy ny boky hafa rehefa vita fanamarinana farany.
Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny amin'ny fiteny akaiky ny fon'ny olona.

Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly.
Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin’ny faritra samihafa.

Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao.
Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao.
Mizara ny mana isan'andro ho anao.

Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao.
Azo zaraina ny maimaimpoana "application."


## Version history (last 1 release)

### 1.0 — 2025-12-18

No release notes.

## More apps by Wycliff e.V.

- [Baiboly Sihanaka](https://appshunter.io/ios/app/baiboly-sihanaka/id6505143080)
- [Baiboly Tsimihety](https://appshunter.io/ios/app/baiboly-tsimihety/id6636490036)
- [Baiboly Betsileo](https://appshunter.io/ios/app/baiboly-betsileo/id6737806669)
- [Baiboly Betsimisaraka Atsimo](https://appshunter.io/ios/app/baiboly-betsimisaraka-atsimo/id6751955619)
- [Baiboly Antefasy](https://appshunter.io/ios/app/baiboly-antefasy/id6753172623)
- [Baiboly Antemoro](https://appshunter.io/ios/app/baiboly-antemoro/id6754697621)

All apps by Wycliff e.V.: https://appshunter.io/developer/1755349552

## Related topics

[baiboly zafisoro](https://appshunter.io/ios/topics/baiboly-zafisoro)

---

*Data collected daily from the US App Store and indexed by [AppsHunter](https://appshunter.io/). User reviews are verbatim App Store reviews. Ratings, prices and chart positions refresh continuously; this snapshot is from 2026-05-19.*
