# Ny Baiboliko — user reviews

> 1 indexed App Store user reviews of Ny Baiboliko by Digital.Bible LLC, rated 4.33/5 from 3 ratings.

- Source: https://appshunter.io/ios/app/ny-baiboliko/id1482955200/reviews
- App overview in markdown: https://appshunter.io/ios/app/ny-baiboliko/id1482955200.md
- Rating breakdown: 5★ 2 · 4★ 0 · 3★ 1 · 2★ 0 · 1★ 0

## Most critical reviews (1 lowest-rated)

### 5/5 — Very good app

*2019-11-19*

Misaotra ny Tompo nisy ity Baiboly app malagasy ity, sady ny mahatsara azy misy audio, ka na tsy mahita (jamba) aza dia afaka mihaino ny Tenin’ Andriamanitra. Sady misy versions protestanta, katolika ary teny anglisy koa. Misaotra indrindra ny developer sy ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy. Mandeha tsara ilay izy. :) Tompo anie handrotsaka hatrany ny fahasoavany aminareo.

---

*Data collected daily from the US App Store and indexed by [AppsHunter](https://appshunter.io/). User reviews are verbatim App Store reviews. Ratings, prices and chart positions refresh continuously; this snapshot is from 2026-06-10.*
