Baiboly Betsimisaraka Atsimo

Baiboly Betsimisaraka Atsimo

by Wycliff e.V.

0 ratings
Free

Rating summary

Details

  • Released
  • Updated
  • September 10, 2025
  • November 19, 2025

Features

Baiboly Betsimisaraka Atsimo screenshot #1 for iPhone
Baiboly Betsimisaraka Atsimo screenshot #2 for iPhone
Baiboly Betsimisaraka Atsimo screenshot #3 for iPhone
Baiboly Betsimisaraka Atsimo screenshot #4 for iPhone
iphone
ipad
🖼️Get Icon
Icons↘︎

About

Filazantsaran'i Lioka ihany ity mivoaka voalohany ity, fa mbola ho avy ny boky hafa rehefa vita. Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny manakaiky ny fon’ny olona. Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin'Andriamanitra araka ireo fitenin’ny faritra samihafa. Mizara ny mana isan'andro ho anao. Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly. Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao. Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao. Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao. Azo zaraina ny "application."
Show more

What's New in Baiboly Betsimisaraka Atsimo

1.0.1

November 19, 2025

A spelling error has been corrected.

Developer apps