Hihainoana toko maromaro miaraka
Mankasitraka hatrany amin’ny ezaka fa tena tsara ilay application. Fa ilay fafahana mi-sélectionné toko maromaro ho hainoana tokoa mbola tsy mety. Raha ohatra mandeha moto ilay olona mihaino toko iray, dia tsy maintsy mijanona indray ve mandefa ilay toko manaraka. Fa tokony afaka mandeha mitohy foana ilay fihainoana rehefa sélectionné maromaro
Show more
EEl’ibin
Response from developer
Efa azonao atao ny mitsidika izany ao anaty pejy hafa
Fisaorana
Mankasitraka fa tena tsara. Tahin’i Tompo
9941anonyme
Hafatra
Tena hafaliana isan’andro no nameno ny fo sy fanahy ny andro voalohany nahitako sy nazahoako ny « Baiboly Fihirana FJKM » . Ef ela no mba naniriako mba ahita azy ity anaty finday ko 🙏🏽🙏🏽🙏🏽 . Ka ankehitriny dia maneho fisaorana mitafotafo erampo erantsaina ho an’izay namorona azy Tompoko. ( mba Liana te hahalala ny mpamorona azy ) Lehibe tokoa ny Asan’Àdriamanitra 🙏🏽🙏🏽. Misaotra indrindra tompoko . Beda Lalaina
Show more
BLBeda lalaina
Response from developer
Azonao atao no mitsidika ny rohy : https://manda-ramahefanimanana.com/ na facebook : Manda Ramahefanimanana










